Psalms 5:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao TOMPO ô dia mitahy ny marina; fankasitrahana no ataonao toy ny ampinga lehibe manodidina azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hifaly kosa izay rehetra miantehitra Aminao; hafaliana tsy mety tapaka ny azy; dia hiaro azy Ianao; hibitabitaka amin-kafaliana izay tia ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay rehetra mialoka aminao kosa, aoka hifaly; ireo arovanao, aoka hihoby mandrakizay; ireo tia Anao, aoka hiravoravo aminao!
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Jehovah ô, mitahy ny marina; fankasitrahana no ataonao manodidina azy toy ny ampinga lehibe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao TOMPO ô dia mitahy ny marina; fankasitrahana no ataonao toy ny ampinga lehibe manodidina azy.
malagasy
Fa Hianao, Jehovah ô, mitahy ny marina; fankasitrahana no ataonao manodidina azy toy ny ampinga lehibe.