Psalms 5:13 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mitahy ny marina Ianao, ry Iaveh, Ataonao manodidina azy, toy ny ampinga, ny fankasitrahana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, Ianao no mitahy ny olo-marina; ny fanambinanao no toy ny ampinga miaro azy.