Psalms 5:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, amin’ny maraina no andrenesanao ny feoko; amin’ny maraina no manomana ny foko ho Anao aho ary miandry Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atreho ny fitarainako, ry Mpanjakako sy Andriamanitro, fa Ianao no andefasako ny fivavahako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry Mpanjakako sy Andriamanitro ô, mandrenesa ny feoko fa miantso Anao aho; Eny, Ianao no ivavahako vao maraina,
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, maraina no handrenesanao ny feoko; maraina no hivavahako aminao, ka hanandrandra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, amin’ny maraina no andrenesanao ny feoko; amin’ny maraina no manomana ny foko ho Anao aho ary miandry Anao.
malagasy
Jehovah ô, maraina no handrenesanao ny feoko; maraina no hivavahako aminao, ka hanandrandra aho.[Heb: handaharako]