Psalms 5:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Ianao ary tsy mba hitoetra eo Aminao ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô! vao maraina dia mandre ny feoko Ianao; vao maraina dia atolotro Anao ny faniriako ka miandry aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hohenoinao ny feoko, TOMPO ô. Vao maraina aho dia efa miomana ny horaisinao, ary miandry ny valim-bavaka avy aminao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Hianao; tsy hitoetra aminao ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Ianao ary tsy mba hitoetra eo Aminao ny ratsy.
malagasy
Fa tsy Andriamanitra mankasitraka izay ratsy Hianao; tsy hitoetra aminao ny ratsy.