Psalms 5:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Haringanao ny mpiteny lainga. Ataon’NY TOMPO ho zava-betaveta ny olona mpandatsa-dra sy mpamitaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny adala tsy mety haharitra eo imasonao; ny mpanao ratsy hàlanao avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy zakanao ho eo anoloanao ny mpirehareha, halanao ny mpanao ratsy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Haringanao ny mpiteny lainga;ny olona mpandatsa-drà sy mpamitaka dia ataon'i Jehovah ho zava-betaveta.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Haringanao ny mpiteny lainga. Ataon’NY TOMPO ho zava-betaveta ny olona mpandatsa-dra sy mpamitaka.
malagasy
Haringanao ny mpiteny lainga;ny olona mpandatsa-drà sy mpamitaka dia ataon'i Jehovah ho zava-betaveta.