Psalms 5:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho kosa dia hiditra ao amin’ny tranonao noho ny haben’ny famindramponao; hiankohoka manatrika ny lapanao masina amin’ny fahatahorana Anao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mpiteny lainga aringanao; ny mpandatsa-dra ama-mpamitaka, halan’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haringanao ny mpandainga; ary maharikoriko Anao, TOMPO ô, ny mpamitaka sy mpamono olona.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho kosa noho ny haben'ny famindram-ponao dia hiditra ao an-tranonao; hiankohoka manatrika ny lapanao masina amin'ny fahatahorana anao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho kosa dia hiditra ao amin’ny tranonao noho ny haben’ny famindramponao; hiankohoka manatrika ny lapanao masina amin’ny fahatahorana Anao aho.
malagasy
Fa izaho kosa noho ny haben'ny famindram-ponao dia hiditra ao an-tranonao; hiankohoka manatrika ny lapanao masina amin'ny fahatahorana anao aho.