Psalms 5:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho fa misy ny mpampahory ahy; ataovy marina eo anoloako ny lalanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny amiko, noho ny famimdram-ponao lehibe, dia handeha ho ao an-tranonao aho; hiankohoka manatrika ny tempolinao masina amim-pahatahorana Anao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho kosa hiditra ao an-tranonao, satria Ianao efa fatra-pitia ahy; dia hiankohoka amim-panajana manoloana ny Toeramasinao aho.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, tariho amin'ny fahamarinanao aho noho ny amin'ny mpampahory ahy; ataovy marina eo anoloako ny lalanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, tariho amin’ny fahamarinanao aho fa misy ny mpampahory ahy; ataovy marina eo anoloako ny lalanao.
malagasy
Jehovah ô, tariho amin'ny fahamarinanao aho noho ny amin'ny mpampahory ahy; ataovy marina eo anoloako ny lalanao.