Psalms 50:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ahy ny biby rehetra any an’ala sy ny biby fiompy arivoarivo eny an-tendrombohitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ahy avokoa ny biby any an’ala, mbamin’ny biby eny an-tendrombohitra, an’arivony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa Ahy avokoa ny biby any an’ala sy ny biby fiompy manerana ny tanety;
Malagasy Bible 1865
Fa Ahy ny biby rehetra any an'ala, sy ny biby fiompy arivoarivo eny an-tendrombohitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ahy ny biby rehetra any an’ala sy ny biby fiompy arivoarivo eny an-tendrombohitra;
malagasy
Fa Ahy ny biby rehetra any an'ala, sy ny biby fiompy arivoarivo eny an-tendrombohitra.