Psalms 50:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fantatro ny vorona rehetra eny an-tendrombohitra ary Ahy avokoa ny zava-mihetsiketsika eny an-tsaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatro daholo ny voromanidina eny an-tendrombohitra, ary eo am-pelatanako izay mihetsiketsika rehetra eny an-tsaha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fantatro ny vorona rehetra eny an-tendrombohitra ary Ahy koa ny zava-mihetsiketsika eny an-tsaha.
Malagasy Bible 1865
Fantatro ny vorona rehetra eny an-tendrombohitra; ary eto amiko ny zava-mihetsiketsika eny an-tsaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fantatro ny vorona rehetra eny an-tendrombohitra ary Ahy avokoa ny zava-mihetsiketsika eny an-tsaha.
malagasy
Fantatro ny vorona rehetra eny an-tendrombohitra; ary eto amiko ny zava-mihetsiketsika eny an-tsaha.