Psalms 50:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mba noana Aho dia tsy hilaza aminao fa Ahy izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mba noana Aho, tsy hilaza aminao akory, fa Ahy avokoa izao tontolo izao sy izay ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mba noana Aho, tsy hilaza aminao; satria Ahy ny tontolo sy izay eo aminy.
Malagasy Bible 1865
Raha mba noana Aho, dia tsy hilaza aminao; fa Ahy izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mba noana Aho dia tsy hilaza aminao fa Ahy izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy.
malagasy
Raha mba noana Aho, dia tsy hilaza aminao; fa Ahy izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy.