Psalms 50:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manolora fanati-pisaorana ho an’Andriamanitra ary efao amin’ny Avo Indrindra ny voadinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fisaorana no atero ho sorona ho an’Andriamanitra, ary efao amin’ny Avo indrindra ny voadinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fiderana no ataovy sorona ho Ahy Andriamanitrareo; ny voadinareo no efao amiko, fa Izaho no Avo Indrindra.
Malagasy Bible 1865
Manatera fanati-pisaorana ho an'Andriamanitra; ary efao amin'ny Avo Indrindra ny voadinao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manolora fanati-pisaorana ho an’Andriamanitra ary efao amin’ny Avo Indrindra ny voadinao.
malagasy
Manatera fanati-pisaorana ho an'Andriamanitra; ary efao amin'ny Avo Indrindra ny voadinao;