Psalms 50:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Antsoy Aho amin’ny andro fahoriana dia hanafaka anao Aho ka hanome voninahitra Ahy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Antsoy amin’ny andron’ny fahoriana Aho, dia hamonjy anao; ka hanome voninahitra Ahy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia antsoy amin’ny andro mahory Aho, fa hanafaka anareo ka homenareo voninahitra.
Malagasy Bible 1865
Antsoy Aho amin'ny andro fahoriana, dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Antsoy Aho amin’ny andro fahoriana dia hanafaka anao Aho ka hanome voninahitra Ahy ianao.
malagasy
Antsoy Aho amin'ny andro fahoriana, dia hamonjy anao Aho, ka hanome voninahitra Ahy ianao.