Psalms 50:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Andriamanitra amin’ny ratsy fanahy: Nahoana ianao no mitanisa ny lalànako sy mitondra ny fanekeko eo am-bavanao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa amin’ny ratsy fanahy kosa, dia hoy Andriamanitra: «Ahoana no mba anononanao ny lalàko, sy anaovanao am-bava ny fanekeko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa amin’ny ratsy fanahy kosa dia izao no lazain’Andriamanitra: –Ahoana no itanisanisanareo ny didiko sy itenitenenanareo ny fanekempihavanako,
Malagasy Bible 1865
Fa amin'ny ratsy fanahy kosa dia hoy Andriamanitra: ahoana no itorianao ny lalàko sy itondranao ny fanekeko eo am-bavanao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Andriamanitra amin’ny ratsy fanahy: Nahoana ianao no mitanisa ny lalànako sy mitondra ny fanekeko eo am-bavanao?
malagasy
Fa amin'ny ratsy fanahy kosa dia hoy Andriamanitra: ahoana no itorianao ny lalàko sy itondranao ny fanekeko eo am-bavanao?