Psalms 50:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ianao dia mankahala fananarana sady arianao any ivohonao ny teniko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay ianao olona mankahala fifehezana, sy manifika ny teniko any ivohonao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ianareo izay mpankahala anatra sy mpanipy ny teniko any ivoho?
Malagasy Bible 1865
Fa ianao mankahala fananarana, ary arianao eo ivohonao ny teniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ianao dia mankahala fananarana sady arianao any ivohonao ny teniko!
malagasy
Fa ianao mankahala fananarana, ary arianao eo ivohonao ny teniko.