Psalms 50:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mahita mpangalatra ianao dia faly hikambana aminy sady miray anjara amin’ny mpijangajanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mahita mpangalatra ianao, dia vary lena ianao sy izy, ary miombona amin’ny mpaka vadin’olona ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha tojo mpangalatra ianareo, dia miombona aminy; ny olona mpanitsakitsa-bady no fiarahanareo.
Malagasy Bible 1865
Raha mahita mpangalatra ianao, dia faly hikambana aminy, ary miray anjara amin'ny mpijangajanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mahita mpangalatra ianao dia faly hikambana aminy sady miray anjara amin’ny mpijangajanga.
malagasy
Raha mahita mpangalatra ianao, dia faly hikambana aminy, ary miray anjara amin'ny mpijangajanga.