Psalms 50:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avelanao hiteny ratsy ny vavanao sady mamorom-pitaka ny lelanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny vavanao, halefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao manira fitaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mailaka ianareo raha hanaratsy olona, kinga tokoa raha hiteny fitaka;
Malagasy Bible 1865
Ny vavanao alefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao mamorom-pitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avelanao hiteny ratsy ny vavanao sady mamorom-pitaka ny lelanao.
malagasy
Ny vavanao alefanao hiteny ratsy, ary ny lelanao mamorom-pitaka.