Psalms 50:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy ao Ziona izay tanteraka amin’ny hatsaran-tarehy no amirapiratan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao Siôna, fahatsaran-tarehy lavorary, no amirapiratan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy ao Tsiôna, tanàna fatratra tokoa, no amirapiratan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Avy ao Ziona, izay tena fahatsaran-tarehy, no amirapiratan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy ao Ziona* izay tanteraka amin’ny hatsaran-tarehy no amirapiratan’Andriamanitra.
malagasy
Avy ao Ziona, izay tena fahatsaran-tarehy, no amirapiratan'Andriamanitra.