Psalms 50:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mipetraka miteny ratsy ny rahalahinao ianao sady manendrikendrika ny zanaky ny reninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mipetraka ianao, dia miteny mamely ny rahalahinao, sady manala baraka ny zanakalahin-dreninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mipetrapetraka ianareo no manebaka namana sy manendrikendrika ny mpiray tampo.
Malagasy Bible 1865
Mipetraka miteny ratsy ny rahalahinao ianao, sady manendrikendrika ny zanakalahin-dreninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mipetraka miteny ratsy ny rahalahinao ianao sady manendrikendrika ny zanaky ny reninao.
malagasy
Mipetraka miteny ratsy ny rahalahinao ianao, sady manendrikendrika ny zanakalahin-dreninao.[Na: manosika]