Psalms 50:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nataonao nefa nangina ihany Aho. Dia noheverinao fa mitovy aminao ihany Aho nefa hananatra anao Aho ka handahatra izany eo imasonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nataonao, nefa nangina ihany Aho, ka dia noheverinao fa mitovy aminao Aho, kanjo indro Aho hananatra anao, sy hanampatra izany rehetra izany eo imasonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany ve no ataonareo ka dia hangina Aho sa heverinareo Aho fa mitovy aminareo? Horeseko lahatra mihitsy ianareo ary ny toetranareo hasehoko eo imasonareo!
Malagasy Bible 1865
Izany no nataonao, nefa nangina ihany Aho, ka dia nataonao fa mitovy aminao ihany Aho! Hananatra anao Aho ka handahatra izany eo imasonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nataonao nefa nangina ihany Aho. Dia noheverinao fa mitovy aminao ihany Aho nefa hananatra anao Aho ka handahatra izany eo imasonao.
malagasy
Izany no nataonao, nefa nangina ihany Aho, ka dia nataonao fa mitovy aminao ihany Aho! Hananatra anao Aho ka handahatra izany eo imasonao.