Psalms 50:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihevera izany ankehitriny, ianareo izay manadino an’Andriamanitra, fandrao hamiravira Aho ka tsy hisy hanafaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mitandrema àry, ianareo manadino an’Andriamanitra, fandrao ataoko potika, ka tsy hisy hamonjy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hevero izany, ry mpanadino Ahy, ndrao viraviraiko tsy hisy hanafaka ianareo.
Malagasy Bible 1865
Mihevera izany ankehitriny, ianareo izay manadino an'Andriamanitra, fandrao hamiravira Aho, ka tsy hisy hamonjy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihevera izany ankehitriny, ianareo izay manadino an’Andriamanitra, fandrao hamiravira Aho ka tsy hisy hanafaka.
malagasy
Mihevera izany ankehitriny, ianareo izay manadino an'Andriamanitra, fandrao hamiravira Aho, ka tsy hisy hamonjy.Izay manatitra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; ary izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen'Andriamanitra.