Psalms 50:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay manolotra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay manatitra ny fisaorana ho sorona no manome voninahitra Ahy; ary izay mandamina ny lalany no hanehoako ny famonjen’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fiderana no sorona anomezam-boninahitra Ahy; ary izay mahitsy fitondrantena no hanehoako ny famonjeko.
Malagasy Bible 1865
Izay manatitra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; ary izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay manolotra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen’Andriamanitra.
malagasy
Izay manatitra fanati-pisaorana no manome voninahitra Ahy; ary izay mitandrina ny lalany no hanehoako ny famonjen'Andriamanitra.