Psalms 50:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy Andriamanitsika ka tsy hangina; afo no mandevona eo alohany ary tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ny Andriamanitsika, ka tsy hangina; afo mandevona no eo alohany, tafio-drivotra mahery no manodidina azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ilay Andriamanitray ka tsy hangina Izy fa hiteny. Afo mandevona no mialoha Azy, tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.
Malagasy Bible 1865
Avy Andriamanitsika ka tsy hangina; afo no mandevona eo alohany, ary tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy Andriamanitsika ka tsy hangina; afo no mandevona eo alohany ary tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.
malagasy
Avy Andriamanitsika ka tsy hangina; afo no mandevona eo alohany, ary tafio-drivotra mahery no manodidina Azy.