Psalms 50:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantso ny lanitra any ambony sy ny tany koa Izy mba hitsarany ny olony:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso ny lanitra ambony izy, mbamin’ny tany koa, mba hitsara ny vahoakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nidina avy any ambony Izy mba hitsara ny vahoakany, ka miantso ny tany amana habakabaka hoe:
Malagasy Bible 1865
Miantso ny lanitra any ambony Izy, sy ny tany koa, mba hitsaràny ny olony:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantso ny lanitra any ambony sy ny tany koa Izy mba hitsarany ny olony:
malagasy
Miantso ny lanitra any ambony Izy, sy ny tany koa, mba hitsaràny ny olony: