Psalms 50:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Angony etỳ Amiko ny olona mahatoky Ahy dia izay manao fanekena Amiko amin’ny fanatitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Anangony izay miraiki-po amiko aho, dia ireo nanao fanekena amiko, amin’ny sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Vorio hanketo anoloako ny mpivavaka marina, dia ireo nanao sorona fanekempihavanana tamiko.
Malagasy Bible 1865
Angony etỳ amiko ny oloko masina izay manao fanekena amiko amin'ny fanatitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Angony etỳ Amiko ny olona mahatoky Ahy dia izay manao fanekena Amiko amin’ny fanatitra!
malagasy
Angony etỳ amiko ny oloko masina izay manao fanekena amiko amin'ny fanatitra.