Psalms 50:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Holazain’ny lanitra ny fahamarinany satria Andriamanitra no Mpitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mitory ny fahamarinany ny lanitra, fa Andriamanitra no ndeha hitsara. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka hambaran’ny habakabaka fa marina ny Tompo, sady Izy no ilay Andriamanitra Mpitsara!» Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Hasehon'ny lanitra ny fahamarinany; fa Andriamanitra no Mpitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Holazain’ny lanitra ny fahamarinany satria Andriamanitra no Mpitsara.
malagasy
Hasehon'ny lanitra ny fahamarinany; fa Andriamanitra no Mpitsara.