Psalms 50:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa, ry oloko, fa hiteny Aho; ry Israely ô, mihainoa fa hanambara aminao Aho: Izaho no Andriamanitra, dia Andriamanitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mihainoa, ry vahoakako, fa hiteny Aho; henoy, ry Israely, fa hananatra Aho, Izaho no Elohima, Andriamanitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ry Israely vahoakako, mandrenesa, fa hiteny aminareo sy hampitandrina anareo Aho, dia Izaho Andriamanitra Andriamanitrareo.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa, ry oloko, fa hiteny Aho; Ry Isiraely ô, fa hanambara aminao Aho; Izaho no Andriamanitra, dia Andriamanitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa, ry oloko, fa hiteny Aho; ry Israely ô, mihainoa fa hanambara aminao Aho: Izaho no Andriamanitra, dia Andriamanitrao.
malagasy
Mihainoa, ry oloko, fa hiteny Aho; Ry Isiraely ô, fa hanambara aminao Aho; Izaho no Andriamanitra, dia Andriamanitrao.