Psalms 50:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy ny fanatitrao no ananarako anao ary eo anatrehako mandrakariva ny fanatitra dorana manontolo natolotrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy ny amin’ny soronao no aniniako anao, fa eo anatrehako mandrakariva ny soronao dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ireo sorona amam-panatitrareo no aniniako anareo: eo anatrehako mandrakariva ireny rehetra ireny.
Malagasy Bible 1865
Tsy ny fanatitrao no ananarako anao, ary efa eo anatrehako mandrakariva ny fanatitra doranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy ny fanatitrao no ananarako anao ary eo anatrehako mandrakariva ny fanatitra dorana manontolo natolotrao.
malagasy
Tsy ny fanatitrao no ananarako anao, ary efa eo anatrehako mandrakariva ny fanatitra doranao.