Psalms 50:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy haka vantotra ombilahy ao amin’ny tranonao Aho na osilahy ao amin’ny valanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy haka izay ombalahy ao an-tranonao Aho, na izay osilahy ao am-balanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy izay ombilahy ao am-balanareo no halaiko na izay osilahy ao am-pahitrareo;
Malagasy Bible 1865
Tsy maka vantotr'ombilahy amin'ny tranonao Aho, na osilahy amin'ny valanao;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy haka vantotra ombilahy ao amin’ny tranonao Aho na osilahy ao amin’ny valanao.
malagasy
Tsy maka vantotr'ombilahy amin'ny tranonao Aho, na osilahy amin'ny valanao;