Psalms 51:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amoròny fo madio aho, Andriamanitra ô, ary ampioreno fanahy vaovao ato anatiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampandreneso fifaliana amam-piravoravoana aho, dia hifaly ny taolako izay efa novakivakinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy reko ny famelanao, dia hifaly sy hiravo indray aho; ary aoka hibitaka ny taolako izay efa voamontsamontsanao.
Malagasy Bible 1865
Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amoròny fo madio aho, Andriamanitra ô, ary ampioreno fanahy vaovao ato anatiko.
malagasy
Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô; ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko.