Psalms 51:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afeno ny tavanao ny fahotako, ary vonoy avokoa ny heloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hadinoy tanteraka ny fahotako ary koseho avokoa ny heloka vitako.
Malagasy Bible 1865
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko.
malagasy
Aza manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina amiko.