Psalms 51:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampodio amiko ny fifaliana amin’ny famonjenao ary tohàny fanahy mazoto aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Andriamanitra ô, amorony fo madio aho; ary fanahy mihenjana no havaozy ato anatiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô, fanahy mahatoky no aoreno ato anatiko.
Malagasy Bible 1865
Ampodio amiko ny fifaliana amin'ny famonjenao; ary tohàny fanahy mazoto aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampodio amiko ny fifaliana amin’ny famonjenao ary tohàny fanahy mazoto aho!
malagasy
Ampodio amiko ny fifaliana amin'ny famonjenao; ary tohàny fanahy mazoto aho.