Psalms 51:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho, koa ny mpanota dia hiverina aminao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
aza ariana lavitra ny Tavanao aho; aza esorina amiko ny Fanahinao Masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza esorina anoloanao aho; ny Fanahinao Masina, aza alana amiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho; ary ny mpanota hampiverenina aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho, koa ny mpanota dia hiverina aminao.
malagasy
Dia hampianatra ny olon-diso ny lalanao aho; ary ny mpanota hampiverenina aminao.