Psalms 51:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo ho afaka amin’ny valin-dra aho, Andriamanitra ô, Andriamanitry ny famonjena ahy, dia hihoby ny fahamarinanao ny lelako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ampodio ny fifaliana amin’ny famonjenao, ary tohany amin’ny fananana fo mazoto aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avereno amiko ny hafalian’ny voavonjy; ilay Fanahinao mampazoto no anohany ahy.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo ho afaka amin'ny valin-drà aho, Andriamanitra ô, Andriamanitry ny famonjena ahy; hihoby ny fahamarinanao ny vavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo ho afaka amin’ny valin-dra aho, Andriamanitra ô, Andriamanitry ny famonjena ahy, dia hihoby ny fahamarinanao ny lelako.
malagasy
Vonjeo ho afaka amin'ny valin-drà aho, Andriamanitra ô, Andriamanitry ny famonjena ahy; hihoby ny fahamarinanao ny vavako.[Heb: ny lelako]