Psalms 51:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tompo ô, sokafy ny molotro dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hampianariko ny lalànao, ry zareo mandika azy, ka hiverina aminao indray ny mpanota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hotoroako ny lalanao ireo olon-diso ka hiverina aminao ny mpanota.
Malagasy Bible 1865
Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tompo ô, sokafy ny molotro dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako.
malagasy
Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hanambara ny fiderana Anao ny vavako.