Psalms 51:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fanatitra ho an’Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, sokafy ny molotro, dia hidera ny fiderana Anao ny vavako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, ampio hiloa-bava aho, mba hanambaràko ny fiderana Anao.
Malagasy Bible 1865
Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fanatitra ho an’Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.
malagasy
Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro; ny fo torotoro sy mangorakoraka, Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.