Psalms 51:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manaova soa amin’i Ziona araka ny fahasoavanao; ataovy ny mandan’i Jerosalema!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy sitrakao ny sorona, - fa homeko raha tianao izany; tsy mahafaly Anao ny sorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ny sorona amam-panatitra no ho sitrakao; raha izany, dia nomeko ihany Ianao. Na ny sorona dorana manontolo aza dia tsy hahafaly Anao akory.
Malagasy Bible 1865
Manaova soa amin'i Ziona araka ny fahasoavanao; ataovy ny mandan'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manaova soa amin’i Ziona* araka ny fahasoavanao; ataovy ny mandan’i Jerosalema!
malagasy
Manaova soa amin'i Ziona araka ny fahasoavanao; ataovy ny mandan'i Jerosalema.Dia ho sitrakao ny fanati-pahamarinana sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra levonina amin'ny afo; dia hanatitra vantotr'ombilahy eo amin'ny alitaranao ny olona.