Psalms 51:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia ho sitrakao ny fanatitra amim-pahamarinana sy ny fanatitra dorana manontolo ary ny fanatitra levonina amin’ny afo ary hanatitra vantotra ombilahy eo amin’ny alitaranao ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa fanahy torotoro no sorona ho an’Andriamanitra; aza tebahinao, ry Andriamanitra, ny fo torotoro sy malahelo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sorona ataoko aminao, Andriamanitra ô, dia ny fanahiko tsy miavonavona; ny foko tsy miavonavona sy mangorakoraka dia tsy mba ataonao tsinontsinona, Andriamanitra ô.
Malagasy Bible 1865
Dia ho sitrakao ny fanati-pahamarinana sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra levonina amin'ny afo; dia hanatitra vantotr'ombilahy eo amin'ny alitaranao ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia ho sitrakao ny fanatitra amim-pahamarinana sy ny fanatitra dorana manontolo ary ny fanatitra levonina amin’ny afo ary hanatitra vantotra ombilahy eo amin’ny alitaranao ny olona.
malagasy
Dia ho sitrakao ny fanati-pahamarinana sy ny fanatitra dorana ary ny fanatitra levonina amin'ny afo; dia hanatitra vantotr'ombilahy eo amin'ny alitaranao ny olona.