Psalms 51:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka ary diovy aho mba ho afa-pahotana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fony i Natàna mpaminany nankao aminy, nony efa nandeha tamin’i Betsabea izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fony i Natàna mpaminany nankao aminy, rehefa naka an’i Baty-Seba ity mpanjaka.
Malagasy Bible 1865
Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka ary diovy aho mba ho afa-pahotana!
malagasy
Sasao madio aho mba ho afa-keloka, ary diovy aho mba ho afa-pahotana.