Psalms 51:20 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaova soa be ho an’i Siôna, araka ny hatsaram-ponao, atsangano ny mandan’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fanambinanao, hasoavy i Tsiôna, atsangano ny mandan’i Jerosalema.