Psalms 51:21 — Compare Translations
2 translations compared side by side
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hankasitrahinao ny sorom-pahamarinana, ny sorona dorana ary ny fanatitra lavorary; ka dia hanaterana ombalahy eo ambonin’ny ôtelinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho sitrakao ireo sorona amam-panatitra ara-dalàna mbamin’ny sorona dorana sy izay atolotra manontolo; ka dia ombilahy no hakarina eo ambonin’ny alitaranao.