Psalms 51:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsaroako ny fahadisoako ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Andriamanitra ô, mamindrà fo amiko, araka ny fiantranao; vonoy ny hadisoako, araka ny haben’ny famindram-ponao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra ô, iantrao aho satria fatra-pitia Ianao; koseho re ny hadisoako satria be indrafo Ianao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsaroako ny fahadisoako ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
malagasy
Fa tsaroako ny fahadisoako, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.