Psalms 51:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taminao dia taminao ihany no nanotako ary izay ratsy eo imasonao no nataoko, mba ho marina Ianao raha miteny ary tsy hanan-tsiny Ianao raha mitsara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sasao tanteraka aho amin’ny heloko, ary diovy aho amin’ny fahotako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sasao tanteraka aho ho afa-keloka ary diovy mba ho afa-pahotana.
Malagasy Bible 1865
Taminao dia taminao ihany no nanotako, ary izay ratsy eo imasonao no efa nataoko, mba ho marina Hianao, raha miteny, ary tsy hanan-tsiny Hianao, raha mitsara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taminao dia taminao ihany no nanotako ary izay ratsy eo imasonao no nataoko, mba ho marina Ianao raha miteny ary tsy hanan-tsiny Ianao raha mitsara.
malagasy