Psalms 51:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tamin’ny heloka no niterahana ahy ary tamin’ny fahotana no notorontoronina ahy ny reniko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa miaiky ny hadisoako aho, ary eo anatrehako mandrakariva ny fahotako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, miaiky ny fahadisoako aho sady tsaroako lalandava ny fahotako.
Malagasy Bible 1865
Indro, tamin'ny heloka no niterahana ahy, ary tamin'ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tamin’ny heloka no niterahana ahy ary tamin’ny fahotana no notorontoronina ahy ny reniko.
malagasy
Indro, tamin'ny heloka no niterahana ahy, ary tamin'ny fahotana no torontoronina ahy ny reniko.