Psalms 51:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao ary fahendrena ao amin’ny miafina no ampahafantarinao ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Taminao irery ihany no nanotako; nanao izay ratsy eo imasonao aho, mba ho hitan’ny olona fa marina Ianao amin’ny teny fitsaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao irery tokoa no nanotako, ny ratsy eo imasonao no nataoko; hany ka ara-drariny Ianao raha miteny, ary tsy omen-tsiny raha manadidy.
Malagasy Bible 1865
Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin'ny miafina no ampahafantarinao ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao ary fahendrena ao amin’ny miafina no ampahafantarinao ahy!
malagasy
Indro, fahamarinana ao am-po no sitrakao; ary fahendrena ao amin'ny miafina no ampahafantarinao ahy.