Psalms 51:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Diovy amin’ny hisopa aho ho afa-pahotana dia hadio; sasao aho dia ho fotsy noho ny orampanala.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro izaho teraka tamin’ny heloka; ineny koa torontoronina ahy tamin’ny fahotana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo fa meloka aho no teraka, mpanota raha notorontoronina;
Malagasy Bible 1865
Diovy hysopa aho ho afa-pahotana, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Diovy amin’ny hisopa* aho ho afa-pahotana dia hadio; sasao aho dia ho fotsy noho ny orampanala.
malagasy
Diovy hysopa aho ho afa-pahotana, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka.[Heb: toy ny oram-panala]