Psalms 51:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampandreneso fifaliana sy faharavoana aho mba hifalian’ny taolana izay voavakivakinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro anefa tianao mba ho ao anatin’ny fo ny fahitsiana; dia ampahafantaro ahy, ato anatiko, ny fahendrena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa ny hahitsy ao anaty no sitrakao, koa ny fahendrena am-po no atoroy ahy.
Malagasy Bible 1865
Ampandreneso fifaliana sy faharavoravoana aho, hifalian'ny taolana izay voavakivakinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampandreneso fifaliana sy faharavoana aho mba hifalian’ny taolana izay voavakivakinao.
malagasy
Ampandreneso fifaliana sy faharavoravoana aho, hifalian'ny taolana izay voavakivakinao.