Psalms 51:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Diovy amin’ny hisopa aho, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy noho ny oram-panala.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ataovy afa-pahotana tokoa aho, dia hadio; sasao aho, dia ho fotsy mangatsakatsaka.
Malagasy Bible 1865
Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra.
malagasy
Afeno ny tavanao ny fahotako ary vonoy ny heloko rehetra.