Psalms 52:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no mandoka tena amin’ny fanaovan-dratsy ianao, ry ilay mahery? Ny famindrampon’Andriamanitra dia maharitra amin’ny andro rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ho an’ny mpampianatra hira. Hira nataon’i Davida,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Tononkalo fananarana nataon’i Davida,
Malagasy Bible 1865
Ho an'ny mpiventy hira. Maskila nataon'i Davida, fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin'i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon'i Ahimeleka. Nahoana no mandoka tena amin'ny haratsiana ianao, ry ilay mahery? Ny famindram-pon'Andriamanitra maharitra mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no mandoka tena amin’ny fanaovan-dratsy ianao, ry ilay mahery? Ny famindrampon’Andriamanitra dia maharitra amin’ny andro rehetra.
malagasy
[Ny loza hanjo izay tsy miambim-bava] Ho an'ny mpiventy hira. Maskila nataon'i Davida, fony tonga Doega Edomita ka nilaza tamin'i Saoly hoe: Davida dia efa tonga ao an-tranon'i Ahimeleka. Nahoana no mandoka tena amin'ny haratsiana ianao, ry ilay mahery? Ny famindram-pon'Andriamanitra maharitra mandrakariva.