Psalms 52:11 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hidera Anao lalandava aho, fa nanao izany Ianao; ary hanantena ny Anaranao aho, fa tsara Izy, eo anatrehan’ny miraiki-po aminao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, hoderaiko hatrany Ianao noho ny amin’izay nataonao; ary eo anatrehan’ny mpivavaka aminao no hanambarako fa tsara Ianao.