Psalms 52:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loza no foronin’ny lelanao tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fony i Dôega, Edômita, tonga nilaza tamin’i Saola hoe: Nankany an-tranon’i Akimeleka i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fony tonga i Dôega, ilay Edômita, ka nilaza tamin’i Saoly hoe: Nankany an-tranon’i Abimeleka i Davida.
Malagasy Bible 1865
Loza no heverin'ny lelanao, tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loza no foronin’ny lelanao tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka!
malagasy
Loza no heverin'ny lelanao, tahaka ny hareza maranitra, ry mpanao fitaka.